| Greeting | Fiarahabana |
| Hi! | manao ahoana e!! |
| Good morning! | Manao ahoana ianao! |
| Good afternoon! | manao ahoana e!! |
| Good evening! | manao ahoana e!! |
| Welcome! (to greet someone) | Tonga soa e! |
| Hello my friend! | faly miarahaba anao ra-namana |
| How are you? (friendly) | fahasalamana? |
| How are you? (polite) | manao ahoana ny fahasalamanao? |
| I'm fine, thank you! | tsara fa misaotra! |
| And you? (friendly) | ary ianao? |
| And you? (polite) | ary ianao,manao ahoana ny fahasalamanao? |
| Good | tsara ka! |
| Not so good | tsy dia tsara/tsy dia tena tsara loatra! |
| Long time no see | ela tsy nihaonana |
| I missed you | nalahelo anao aho |
| What's new? | inona ny vaovao? |
| Nothing new | tsy misy |
| Thank you (very much)! | misaotra betsaka! |
| You're welcome! (for "thank you") | tsy misy fisaorana! |
| My pleasure | tsy misy fisaorana! |
| Come in! (or: enter!) | mandrosoa ô/mandroso tompoko ô/mandrosoa tompoko ô! |
| Make yourself at home! | mirary anao ho tonga soa aman-tsara any an-trano! |
| Farewell Expressions | Fanaovam-beloma |
| Have a nice day! | mirary anao tontolo andro mahafinaritra! |
| Good night! | tsara mandry o! |
| Good night and sweet dreams! | Tsara mandry dia manaova nofy tsara |
| See you later! | mandra-pihaona indray ary e! |
| See you soon! | mandra-pihaona! |
| See you tomorrow! | rahampitso indray ary e! |
| Good bye! | veloma! |
| Have a good trip! | Soava dia! |
| I have to go | tsy maintsy mandeha aho izao! |
| I will be right back! | vetivety fotsiny/rehefa avy eo aho miverina eo! |
| Holidays and Wishes | Firarian-tsoa |
| Good luck! | mirary soa e! |
| Happy birthday! | miarahaba anao nahatratra ny tsingerin-taona nahaterahanao!/tratry ny tsingerin-taona nahaterahanao! |
| Happy new year! | tratry ny taona!/miarahaba anao nahatratra ny taona vaovao! |
| Merry Christmas! | tratry ny Krismasy!/tratry ny Noely! |
| Happy Easter! | tratry ny Paska |
| Happy Pentecost! | tratry ny Pantekosta! |
| Congratulations! | miarahaba anao! |
| Enjoy! (or: bon appetit) | mazotoa homana! |
| Bless you (when sneezing) | ho tonga amin'ny tanjona iriana! |
| Best wishes! | mirary soa e! |
| Cheers! (or: to your health) | mirary fahasalamana e! |
| Accept my best wishes | mirary soa indrindra e! |
| How to Introduce Yourself | Iza aho? |
| What's your name? | iza moa kay no anaranao? |
| My name is (John Doe) | ny anarako dia John Doe/John Doe |
| Nice to meet you! | faly mahafantatra anao! |
| Where are you from? | avy aiza kay ianao? |
| I'm from (the U.S/ Madagascar) | avy any Etazonia/Madagasikara |
| I'm (American/ Malagasy) | Amerikanina/Malagasy aho! |
| Where do you live? | aiza kay ianao no mipetraka? |
| I live in (the U.S/ Madagascar) | Any Etazonia/Madagasikara |
| Do you like it here? | tianao ve eto? |
| Madagascar is a beautiful country | Madagasikara dia tany mahafinaritra/maha-te-ho tia/tsara tarehy! |
| What do you do for a living? | inona kay ny asa fivelomanao? |
| I'm a (teacher/ student/ engineer) | Mpampianatra/mpianatra/injeniora aho! |
| Do you speak (English/ Malagasy)? | Mahay miteny anglisy/malagasy ve ianao? |
| Just a little | kely fotsiny(ihany)! |
| I like Malagasy | tiako ny teny malagasy! |
| I'm trying to learn Malagasy | miezaka mianatra ny teny malagasy aho! |
| It's a hard language | sarotra io Teny io! |
| It's an easy language | mora io teny io! |
| Oh! That's good! | tsara izany! |
| Can I practice with you? | afaka manao fampiharana miaraka aminao ve aho? |
| I will try my best to learn | hiezaka mafy farak'izay vitako aho hianatra! |
| How old are you? | firy taona ianao? |
| I'm (twenty one, thirty two) years old | iray ka amby roapolo /roa amby telopolo taona aho! |
| It was nice talking to you! | nahafinaritra ny niresaka taminao ka! |
| It was nice meeting you! | faly mahafantatra anao! |
| Mr.../ Mrs. .../ Miss... | ramose,,,/Madama,,,/ramatoa kely,,, |
| This is my wife | izy no vadiko |
| This is my husband | izy no vadiko |
| Say hi to Thomas for me | ampitao an'i Thomas ny fiarahabako! |
| Romance and Love Phrases | Resa-pitiavana |
| Are you free tomorrow evening? | malalaka ve ianao rahampitso hariva? |
| I would like to invite you to dinner | te -hanasa anao hiara-misakafo amiko aho! |
| You look beautiful! (to a woman) | tsara/kanto/meva ery izato ianao! |
| You have a beautiful name | tsara anarana ianao ka! |
| Can you tell me more about you? | afaka milaza misimisy kokoa momba anao amiko ve ianao? |
| Are you married? | manam-bady ve ianao? |
| I'm single | tsy manam-bady aho |
| I'm married | manam-bady aho |
| Can I have your phone number? | azoko raisina ve ny laharana findainao? |
| Can I have your email? | afaka omenao ahy ve ny emailanao? |
| Do you have any pictures of you? | misy sarinao ve any? |
| Do you have children? | manan-janaka? |
| Would you like to go for a walk? | sao dia te-handehandeha ianao? |
| I like you | mahafinaritra ahy ianao |
| I love you | tiako ianao |
| You're very special! | tena miavaka ianao! |
| You're very kind! | tsara fanahy ianao! |
| I'm very happy | faly be aho! |
| Would you marry me? | hanam-bady ahy ve ianao? |
| I'm just kidding | mananihany aho |
| I'm serious | tena matotra aho |
| My heart speaks the language of love | ny foko no miteny |
| Solving a Misunderstanding | Mamaha olana noho ny resaka tsy mifandray |
| Sorry! (or: I beg your pardon!) | mifona! |
| Sorry (for a mistake) | azafady! |
| No problem! | tsy maninona! |
| Can you repeat please? | afaka averinao ve azafady? |
| Can you speak slowly? | afaka miteny miadana kokoa ve ianao? |
| Can you write it down? | afaka soratanao ve izany? |
| Did you understand what I said? | azonao ve ilay tiako ho tenenina? |
| I don't understand! | tsy azoko! |
| I don't know! | tsy haiko/tsy fantatro! |
| What's that called in Malagasy? | ahoana no fiantso an'io amin'ny teny malagasy? |
| What does that word mean in English? | inona no dikan'izany amin'ny teny anglisy? |
| How do you say "thanks" in Malagasy? | ahoana no fiteny hoe "thank you" amin'ny teny gasy? |
| What is this? | inona ity? |
| My Malagasy is bad | ratsy be ny teny gasiko |
| Don't worry! | aza manahy! |
| I agree with you | miombon-kevitra aminao aho |
| Is that right? | marina ve izany? |
| Is that wrong? | diso ve izany? |
| What should I say? | inona no tokony hambarako? |
| I just need to practice | mila manao fampiharana fotsiny aho |
| Your Malagasy is good | tsara ny fiteninao teny gasy/tsara ny teny gasinao |
| I have an accent | mahay miteny ianao ka |
| You don't have an accent | tsy mahay miteny ianao |
| Asking for Directions | Fangatahana fanampiana sy fanoroana toerana |
| Excuse me! (before asking someone) | azafady kay,,,, |
| I'm lost | very aho |
| Can you help me? | afaka manampy ahy ve ianao? |
| Can I help you? | afaka manampy anao ve aho? |
| I'm not from here | tsy avy eto aho |
| How can I get to (this place, this city)? | aiza kay ny làlana mankany amin'ny (anaran-toerana)? |
| Go straight | mizora amin'ity làlana ity |
| Then | avy eo |
| Turn left | miviliàna mankany amin'ny ankavia |
| Turn right | miviliàna mankany amin'ny ankavanana |
| Can you show me? | afaka atoronao ahy ve? |
| I can show you! | afaka atoroko anao ka! |
| Come with me! | miarà amiko |
| How long does it take to get there? | afaka adin'ny firy kay vao tonga eny? |
| Downtown (city center) | renivohitra |
| Historic center (old city) | toerana manan-tantara |
| It's near here | eto akaiky eto |
| It's far from here | lavitra eto |
| Is it within walking distance? | tongako tongotra ve any? |
| I'm looking for Mr. Smith | mitady an'i Ramose Smith aho |
| One moment please! | miandrasa kely azafady |
| Hold on please! (when on the phone) | miandrasa kely azafady |
| He is not here | tsy ato izy |
| Airport | fiantsonan'ny fiara manidina |
| Bus station | fiantsonan'ny fiara fitateram-bahoaka |
| Train station | fiantsonan'ny fiara an-dalam-by |
| Taxi | fiara karetsaka |
| Near | akaiky |
| Far | alavitra |
| Emergency Survival Phrases | Inona no tenenina rehefa misy loza na zavatra ratsy mitranga? |
| Help! | mila fanampiana! |
| Stop! | mijanona! |
| Fire! | misy may ô! |
| Thief! | mpangalatra ô! |
| Run! | miazakazaha! |
| Watch out! (or: be alert!) | mitandrema! |
| Call the police! | miantsoa paolisy! |
| Call a doctor! | miantsoa dokotera! |
| Call the ambulance! | miantsoa fiara mpamonjy voina |
| Are you okay? | salama ve ianao? |
| I feel sick | marary aho |
| I need a doctor | mila dokotera aho! |
| Accident | loza |
| Food poisoning | sakafo lany andro |
| Where is the closest pharmacy? | aiza kay ny trano fivarotam-panafody akaiky indrindra? |
| It hurts here | maratra/marary eto |
| It's urgent! | tena maika be! |
| Calm down! | aza matahotra! |
| You will be okay! | ho sitrana ianao! |
| Can you help me? | afaka manampy ahy ve ianao? |
| Can I help you? | afaka manampy anao ve aho? |
| Hotel Restaurant Travel Phrases | Hotely, trano fisakafoanana sy ireo dia |
| I have a reservation (for a room) | efa namandrika toerana aho |
| Do you have rooms available? | misy efitrano tsy misy mampiasa ve ato? |
| With shower / With bathroom | miaraka amin'ny trano fidiovana? |
| I would like a non-smoking room | ny ilaiko dia efitrano tsy azo ifohana sigara |
| What is the charge per night? | Hoatrinona isaky ny alina kay ny hofan-trano? |
| I'm here on business /on vacation | miasa no ataoko eto/miala sasatra no ataoko eto |
| Dirty | maloto |
| Clean | madio |
| Do you accept credit cards? | mandray "cartes de crédit" ve ianareo? |
| I'd like to rent a car | mba te-hanofa fiara aho |
| How much will it cost? | hoatrinona kay izao izany? |
| A table for (one / two) please! | latabatra hoan'olona iray/ho an'olon-droa azafady! |
| Is this seat taken? | misy mipetraka ve eto? |
| I'm vegetarian | tsy mihinana hena aho fa legioma fotsiny! |
| I don't eat pork | tsy mihinana kisoa aho |
| I don't drink alcohol | tsy misotro (zava-pisotro misy alkôla) aho |
| What's the name of this dish? | inona no anaran'io sakafo io? |
| Waiter / waitress! | ô ry se a! |
| Can we have the check please? | afaka alaina ve ny "addition" azafady? |
| It is very delicious! | tena matsiro ka! |
| I don't like it | tsy tiako! |
| Shopping Expressions | Fomba fiteny rehefa hiantsena |
| How much is this? | hoatrinona kay ito? |
| I'm just looking | mbola vao mijerijery! |
| I don't have change | tsy mana-majinika aho |
| This is too expensive | lafo loatra izany |
| Expensive | lafo |
| Cheap | mora |
| Daily Expressions | Fiteny samihafa |
| What time is it? | amin'ny firy izao? |
| It's 3 o'clock | amin'ny telo ora tolakandro |
| Give me this! | ento aty iny ho anà! |
| Are you sure? | mino an'izany ve ianao? |
| Take this! (when giving something) | alaivo ito! |
| It's freezing (weather) | tena mangatsiaka be mihitsy! |
| It's cold (weather) | mangatsiaka aho! |
| It's hot (weather) | mafana aho! |
| Do you like it? | tianao ve io? |
| I really like it! | tena tiako! |
| I'm hungry | noana aho! |
| I'm thirsty | mangetaheta aho! |
| He is funny | mampiomehy izy |
| In The Morning | amin'ny maraina |
| In the evening | amin'ny hariva |
| At Night | amin'ny alina |
| Hurry up! | haingana!! |
| Cuss Words (polite) | |
| This is nonsense! (or: this is craziness) | miteniteny foana tss!!tsy misy dikany tss,! |
| My God! (to show amazement) | Andriamanitra ô! |
| Oh gosh! (when making a mistake) | andrekaky ô! |
| It sucks! (or: this is not good) | tsy tsara |
| What's wrong with you? | fa inona kay no tsy mety any aminao? |
| Are you crazy? | fa angaha adala ianao?/adala angaha ianao? |
| Get lost! (or: go away!) | ndana mandeha any! |
| Leave me alone! | ndana mandeha any! |
| I'm not interested! | tsy mahaliana ahy! |
| Writing a Letter | |
| Dear John | Ho an' i John |
| My trip was very nice | nahafinaritra ny fizahan toerana nataoko tany |
| The culture and people were very interesting | nahaliana be ny kolon-tsaina sy ny olona tany! |
| I had a good time with you | nahafinaritra tokoa ny fotoana niarahantsika! |
| I would love to visit your country again | mbola maniry ny hitsidika ny firenenao indray aho |
| Don't forget to write me back from time to time | aza adino ny manoratra ahy matetitetika an! |
| Short Expressions and words | Fomba fiteny sy teny fohy |
| Good | tsara |
| Bad | ratsy |
| So-so (or: not bad not good) | eo ho eo ihany! |
| Big | ngeza/lehibe |
| Small | kely |
| Today | anio/androany |
| Now | izao |
| Tomorrow | rahampitso |
| Yesterday | omaly |
| Yes | eny |
| No | tsia |
| Fast | haingana |
| Slow | miadana |
| Hot | mafana |
| Cold | mangatsiaka |
| This | ity |
| That | ito |
| Here | eto/ity |
| There | ery |
| Me (ie. Who did this? - Me) | izaho/'zaho |
| You | ianao |
| Him | izy |
| Her | izy |
| Us | isika/tsika |
| Them | zareo |
| Really? | zany ve? |
| Look! | jereo anie e! |
| What? | inona? |
| Where? | aiza? |
| Who? | iza? |
| How? | amin'ny fomba ahoana?/ahoana? |
| When? | oviana?rahoviana? |
| Why? | (fa) maninona?nahoana? |
| Zero | aotra |
| One | iray |
| Two | roa |
| Three | telo |
| Four | efatra |
| Five | dimy |
| Six | enina |
| Seven | fito |
| Eight | valo |
| Nine | sivy |
| Ten | folo |